|
|
|
|

Entrée1 ro mangazafy
Mots élémentaires  2ro, 3mangazafy
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina [1.1#834]
6 ro misy menaka misomidika [1.1#619]
Explications en anglais  7 [ro manga zafy] a particular kind of gravy well cooked [1.2#521]
Explications en français  8 un bouillon épais, succulent, délicieux [1.3#538]
Exemples  9 Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta. [1.437#]

Mis à jour le 2025/09/12